Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Hafatra Pantekoty avy amin’ny FFKM : “Aoka tsy hampanantena poakaty sy hividy safidy”
18 mai, par AdnewsHentitra koa ny fanambaran’ny eo anivon’ny FFKM tamin’ny hafatra Pantekoty navoakan’izy ireo, omaly. Anisan’izany ny momba ny fifidianana depiote sy ny olana sosialy amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny hafatra fa tokony halavirina ny korontana sy ny tabataba amin’izao fifidianana izao. “Aoka (...) -
Vinaninkarena Antsirabe : napetraka ny Centrale agro-photovoltaïque
17 mai, par AdnewsFanambin’ny fitondram-panjakana ny hampiroborobo ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Ankehitriny, tafapetraka ao Vinaninkarena Antsirabe ny tobim-pamokarana mandeha amin’ny herin’ny masoandro, izay hisahana ny 20% ny filàna ao an-toerana. Herinaratra ho an’ny rehetra! Tafiditra ao anatin’ny (...) -
Famahana ny olan’ny fananan-tany : nizarana karatany ny any Vakinankaratra
17 mai, par AdnewsMitohy hatrany ny fizarana karatany faobe manerana ny Nosy, amin’ny alalan’ny fandaharanasan’ny fitondram-panjakana. Manatanteraka izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Nahazo izany ireo distrika miisa roa any Vakinankaratra, ny 15 mey (...) -
VAOVAO TAMBATRA
17 mai, par AdnewsMiisa 20 895 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara, ny volana avrily teo, izany hoe, nahitam-piakarana 12% raha oharina tamin’ny volana avrily, ny taon-dasa, izay 18 657 isa. Manomboka miarina ny sehatry ny fizahantany ary manakaiky ireo antontanisa voaangona ny taona 2019 ireo isan’ny (...) -
Fampandrosoana ny eny ambanivohitra : lesoka amin’ny fiakaram-bokatra ny haratsian’ny lalana
17 mai, par AdnewsSakana ho an’ny fiakaran’ny vokatra sy ny fandrosoana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ny haratsian’ny lalana. Mampihena ny fidiram-bolan’ny tantsaha izany no mampahazo vahana ny fahantrana koa. Mampijaly ! Ratsy sy simba avokoa ny ankamaroan’ny lalana eto Madagasikara. Anisan’ny (...)