Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
VAOVAO TAMBATRA
10 mai, par AdnewsMiantraika amin’ny tsena anatiny ny tsy fahamarinan-toeram-bidin’ny cacao eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mahatratra 12 000 dolara ny iray taonina amin’ny cacao ny tapaky ny volana avrily teo, raha 4 000 dolara izany tamin’ny fiandohan’ny taona. Tsy ampy ny cacao ao Ambanja, tsy misy (...) -
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-05-08
8 mai, par Adnews -
Basikety – “Acnoa” : hiakatra kianja anio ny Ankoay
8 mai, par AdnewsTonga ity ny fotoana ho an’ireo Malagasy mpilalao zandriny, Ankoay U18, lahy sy vavy. Hiakatra kianja anio, ao amin’ny Kianja mitafon’i Victoria Seychelles, izy ireo, mandritra ny andro voalohan’ ny taranja basikety, amin’ny lalaon’ny “Association Africaine des comités olympiques (...) -
pfl – Savorovoro : nofoanana ireo sazy nomen’ny CFEM
8 mai, par AdnewsNivory ny 26 avrily lasa teo, teto Antananarivo, ny mpikambana eo anivon’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana (codis), eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nandray fanapahan-kevitra vaovao mahakasika ny savorovoro teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB Toliara izy ireo. (...) -
Rugby vehivavy – Can 2024 : tanjon’i Madagasikarasy ny tsy hampitoko an’i Cameroun
8 mai, par AdnewsHifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny rugby, amin’ity anio ity. Hifampitana mantsy ny Makis Ladies sy ny Liona tsy voafolak’i Cameroun, eo amin’ny fiadiana ny Can 2024. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio alarobia, ny (...)