Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Ho avy eto an-dRenivohitra : hitondra ny « Indray mihira » ny Sandratra Anjeva
16 mai, par AdnewsTafiditra ao anatin’ny fampivelarana ny tontolon’ny soratra. Hiova tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay… Hanatanteraka antsa lehibe ny Faribolana Sandratra avy any Anjeva. Raha ny avy any an-dRenivohitra no manatanteraka hetsika any amin’ny sampana… Hiova indray izany ! Ho avy eto (...) -
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-05-15
15 mai, par Adnews -
Orange Madagascar : niova filamatra ho Orange eo anilanao
15 mai, par AdnewsManamafy ny fanoloran-tenany ho tambajotra azo itokisana amin’ny alalan’ny teny filamatra vaovao ny Orange Madagascar. Nosafidiana manokana ny Orange eo anilanao ho marika fa eo akaikin’ny Malagasy tsirairay, tao anatin’ny fotoana rehetra, nandritra ny 20 taona, ity tambajotram-pifandraisana (...) -
VAOVAO TAMBATRA
15 mai, par AdnewsNampidirina am-ponja vonjimaika eny Antanimora ireo olona miisa telo voarohirohy tamin’ny fanondranana antsokosoko varika miisa 48 sy sokatra 1 076 tany Thaïlande. Harahin’ny fitsarana maso kosa ny efatra hafa raha toa ka mbola mitsabo tena eny amin’ny hopitaly ny iray tamin’ireo valo niakatra (...) -
CT Motors : nivoaka ny fiara vaovao Kaiyi X7 Luxury
15 mai, par AdnewsNamoaka fiara vaovao marika Kaiyi X7 ny CT Motors. Fiara matanjaka sy manaraka ny fivoaran’ny teknolojia niomerika amin’izao fotoana izy io. Raitra tanteraka ny fiara amin’ny endrika ananany sy ny pitsopitsony rehetra mandrafitra azy. Tsy manam-paharoa sy mampilamin-tsaina ny ao anatin’ny (...)