Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Tao anatin’ny telo volana : nihena 30,7% ny vokatra naondran’i Madagasikara
11 mai, par AdnewsNihena hatrany amin’ny 30,7% ny vokatra fanondran’i Madagasikara tao anatin’ny telo volana voalohan’ny taona 2024 raha oharina ny tamin’ny taon-dasa ka mampitotongana ny toekarentsika, araka ny tatitra navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) momba ny fanadihadiana ny toekarena, ny talata (...) -
Elles sont là, elles y vivent
10 mai, par AdnewsChassée pour la consommation, la perte de son habitat, la chauve-souris frugivore Pteropus Rufus se réfugie et s’epanouie dans le site d’Ambohikely -
TEASER Ambatongrazaka 3
10 mai, par Adnews -
Filoha Rajoelina Andry : hampiroboroboina ny angovo azo havaozina
10 mai, par AdnewsAo anatin’ny ezaka fanatsarana sy fitadiavana fiaraha-miasa amin’ireo firenena sy fikambanana avy any ivelany ny fitondram-panjakana. Mihatsara ary mitombo hatrany ireo firenena sy fikambanana miara-miasa amin’i Madagasikara, eo amin’ny sehatra maro. Tontosa omaly, tao Abu Dhabi, ny fihaonana (...) -
Lay Far – “Maman Olga Rajoelina” : “Aoka tsy ho diso famindra isika mpanohana”
10 mai, par AdnewsNanao fanambarana manoloana ny raharam-pirenena ny eo anivon’ny Lay fitiavana an’ny rehetra (Lay Far), miaraka amin’i Maman Olga Rajoelina, ny talata teo, tetsy 67 ha. Nambaran’izy ireo fa misy ireo milaza ho ampian-tafika, tsy ampian-tafika. Ny akanga maro anefa tsy vakin’amboa, araka ny (...)