Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
INDRAY MIJERY
17 mai, par AdnewsNihena ny herijika hivoaran’ilay tangoron-drahona ao avaratra atsinanan’i Madagasikara. Na izany aza, arahi-maso akaiky ny mahakasika azy. Efa nihena ny heriny ary niha nalefaka. Ho maina ny andro eto afovoantany ary hiakatra manodidina ny 26°C ny maripana farany ambony, hoy ny nambaran’ny (...) -
Handball – IHF Trophy zandriny : firenena dimy hiady izay ho lohany
16 mai, par AdnewsRaha tsy misy ny fiovana farany, hotanterahina eto Madagasikara manomboka ny talata 21 ka hatramin’ny alahady 26 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja handball, sokajy zandriny lehilahy, “cadet” sy “junior” na ny “IHF Trophy”. Firenena dimy hiady izay ho (...) -
SOMBIM-BAOVAO
16 mai, par AdnewsHanomboka anio any Debrecen, ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny Lalao Olympika (JO 2024), eo amin’ny taranja basikety lalaovina olona 3. Anisan’izany ny Ankoay lehilahy, izay hifandona amin’i Lituanie, ao amin’ny vondrona «A». Aorian’izay, hidona amin’i Allemagne ary ny sabotsy izao no (...) -
Tenisy : hiatrika ny “Roland Garros” i Tiantsoa
16 mai, par AdnewsAnisan’ireo mpilalao tenisy, hiatrika ny “Roland Garros” hatao ao Frantsa, Rakotomanga Rajaonah Tiantsoa Sarah. Fanasana manokana na “wild card” avy amin’ny mpikarakara no hahafahany manao izany, araka ny tati-baovao avy amin’ny federasiona frantsain’ny tenisy. Hanomboka ny 20 mey ho avy izao (...) -
Baolina kitra : hanohana ny fifaninanam-pirenena “PFL” ny Coca-Cola
16 mai, par AdnewsHiara-dalana amin’ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM), manomboka izao ny Groupe Habibo soloin’ny marika Coca-Cola. Herintaona azo havaozina ny fiaraha-miasan’ny roa tonta. Coca-cola Pureplay Football 2024. Io indray no hiantsoana ny fifaninanam-pirenena, taranja baolina kitra (...)