Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Mpianatra 26 naratra : Tsaboina ao amin’ ny CHU Tambohobe
14 mai, par AdnewsEfa voaray ao amin’ny Hopitalibe CHU Tambohobe, Fianarantsoa, avokoa ireo mpianatra 26 naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho ny alahady lasa teo. Niala avy any Andranomafana, distrika Ifanadiana, ho any Betafo ity fiara nitondra mpianatra ity. Alohan’ny hidirana an’i Vohiparara no (...) -
Lakana Manala Fahasahiranana
11 mai, par Adnews -
Basikety- Acnoa : miravaka volamena ny Ankoay, lahy sy vavy
11 mai, par AdnewsMisongadina tanteraka ny Malagasy mpilalao amin’ny fifaninanana Acnoa, faritra fahafito izay atao ao Seychelles, sokajy lehilahy sy vehivavy, U18. Nandrombaka ny medaly volamena teo amin’ny taranja basikety 3×3 ny ekipam-pirenena Ankoay, lahy sy vavy, omaly, nandritra ny famaranana. Ny (...) -
AS Fanalamanga : mangataka ny hanasaziana ny Fosa Jr
11 mai, par AdnewsNivoaka tamin’ny fahanginany ny AS Fanalamanga! Mangataka ny hampiharana ny sazy noho ny fandikan-dalàna izay nataon’ny Fosa Junior Boeny ry zareo, araka ny valandresaka nataon’ireo mpitantana eo anivon’ity klioba ity, omaly, teny Nanisana. Raha ny fanazavan’izy ireo, tsy mbola nahazo ny (...) -
Rugby vehivavy – « Can 2024 » : hiady izay ho any Londres ny Makis sy ny Springboks
11 mai, par AdnewsFamaranana goavana! Hifanandrina amin’ny Makis Ladies Madagasikara ny Springboks Afrika Atsimo rahampitso, eto Antananarivo. Fihaonana farany izay tafiditra amin’ny fifaninanana “Rugby Africa Cup 2024”, sokajy vehivavy. Ho fantatra rahampitso alahady, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, (...)