Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Fandraharahana : hampivondrona mpandraharaha maro ny CEO Business Forum
15 mai, par AdnewsHampirisihina ny fiaraha-miasan’ireo Malagasy sy vahiny mpandraharaha amin’ny fitrandrahana ireo harena samihafa aty amin’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny fampandrosoana ny toekarena. Manana harena maro samihafa azo trandrahina tsara ny ranomasimbe Indianina ho fampandrosoana ny toekarena. Ho (...) -
Ho tafaraka amin’ireo namany… : mandalo an-tanindrazana i Hanitra Ranaivo
14 mai, par AdnewsHafaliana hatrany ho an’ireo mpankafy azy. Mandalo an-tanindrazana indray, ary hiaka-tsehatra hiaraka amin’ireo namany tao amin’ny Lôlô sy ny tariny, i Hanitra Ranaivo. «Maninona e?”, “Misy voalohany, misy farany”, “Tara”, “Olona manavy”, “Jakarandahy”, “Mpivahiny”, sns. Ireo ny hira tena (...) -
Minisitry ny Raharaham-bahiny : “Misy ny fifampiraharahana hamerenana ny volamena 73 Kg”
14 mai, par Adnews«Misy ny fifampiraharahana eo amin’ny fanjakana afrikanina tatsimo amin’ny fanohizana ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny famerenana io volamena io», hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, tamin’ny mpanao gazety teny Anosy, omaly, ny amin’ny volamena 73 Kg avy aty (...) -
INDRAY MIJERY
14 mai, par AdnewsHamaritra ny toetr’andro eto Madagasikara ny varatraza malefaka. Mety mbola hahazo orana malefaka ny morontsiraka afovoany atsinanana sy ny morontsiraka avaratra atsinanana. Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Toamasina sy ny tanjona Bobaomby ary ny eo anelanelan’i Morombe sy (...) -
Fiainam-pirenena : mila mandray andraikitra ny vehivavy
14 mai, par AdnewsNapetraka teto Madagasikara ny volana novambra ny AWLM-Madagasikara, izay tohanan’ny tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (UNFPA). Nisy ny fihaonana tafiditra anatin’ny tetikasa « Mahasaky », ho fampiroboroboana ny fandraisana anjaran’ny tanora sy ny vehivavy, ho fanamafisana ny (...)