Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
VAOVAO TAMBATRA
8 mai, par AdnewsVao mainka niakatra ho 7 000 Ar ny kilaon’ny tongolobe eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy. Nambaran’ny mpivarotra fa avy any amin’ny vidiny apetraky ny mpamongady azy ireo no mahatonga izany. Nilaza indray anefa ireto farany fa ny saram-pitaterana apetrak’ireo tompona fiarabe mpitatitra mihitsy (...) -
« Rallye Castien Terre d’Occitanie » : voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre
7 mai, par AdnewsNotanterahina tany Frantsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny rallye Terre. Nisongadina i Mika sy i Bouget Bastien, nitondra ny fiara Renault Clio V. Norombahin’ izy mirahalahy ny (...) -
SOMBIM-BAOVAO
7 mai, par AdnewsNampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Mahamasina, ny mpikambana mandrafitra ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD). Notendren’ny filohan’ny FMTKD, Rakotomanana Franck, ho tale teknika nasionalin’ny federasiona i Pharlin Dimbiniaina. Araka ny (...) -
Dortmund sy PSG : hiady ny tapakilan’ ny famaranana
7 mai, par AdnewsTonga ity ny fotoana ho an’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba frantsay. Tsy maintsy hanala vela amin’ny ekipan’ny Dortmund Allemagne izy ireo, anio, ao amin’ny Parc de Princes France, mandritra ny lalao manasa-dalana miverina, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions”. (...) -
Echec – “Bundesliga 2024-2025” : hiady ny tompondakan’i Allemagne i Fy Antenaina
7 mai, par AdnewsMitety ireo firenena misy fifaninanana goavana amin’ny lalaon-tsaina Echec, Rakotomaharo Fy Antenaina, amin’izao fotoana. Ankehitriny, tafiditra hiady ny ho tompondakan’i Allemagne “ Bundesliga”, amin’ny isan-tarika izy sy ny ekipany. Tsy mitsahatra ny mitondra avo ny voninahi- pirenena eo (...)