Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Toamasina : hampanarahana fenitra ny jono
20 mars, par AdnewsTafiditra ao anatin’ny fe-potoana 100 andro, napetraky ny filoham-pirenena ny fampandrosoana isam-paritra. Anisan’ny fomba hanatrarana izany ny fampiharana ny lalàna mifehy ny jono mahakasika ny fitaovana ampiasain’ny mpanjono. Tonga tany Toamasina ny iraka avy any amin’ny minisitera foibe, (...) -
Tao anatin’ny efa-taona : nihena ny fanafaran’i Madagasikara vary
20 mars, par AdnewsMihena hatrany amin’ny 424 007 t ny vary nafaran’i Madagasikara tamin’ny taon-dasa. Antontan’isa ambany indrindra tao anatin’ny efa-taona manoloana ny firoboroboan’ny vokatra eto an-toerana. Mitotaly 424 007 t ny vary nafarantsika nandritra ny taona 2023. Fihenana farany ambany indrindra tao (...)