Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
VAOVAO TAMBATRA
3 avril, par AdnewsMilanja 2,5 taonina ny lavanila naondran’ny tantsaha avy ao amin’ny faritra Analanjirofo sy Atsinanana nankany Alemaina, ny herinandro lasa teo. Fanondranana voalohany nataon’izy ireo, ao anatin’ity lalam-pihariana ity, izany. Nalefa fiaramanidina niainga teny amin’ny seranam-piaramanidina (...) -
Harena an-kibon’ny tany : misokatra ny « Guichet unique d’exportation »
3 avril, par AdnewsNisokatra nanomboka ny herinandro teo, eny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny «Guichet unique d’exportation». Dingana goavana hanamorana ny fikirakirana ireo antontan-taratasy ilaina amin’ ny fanondranana ny harena an-kibon’ny tany, toy ny volamena, metaly sarobidy ary vatosoa avy eto (...) -
Orantsimba : misokatra ny fanjonoana
3 avril, par AdnewsNiverina nisokatra nanomboka ny 1 avrily teo ny fotoam-panjonoana sy fitaterana ary fivarotana orantsimba (langouste) ao amin’ny faritra Anôsy, raha niato nandritra ny telo volana, nanomboka ny 1 janoary. Mahatratra hatrany amin’ny 449,4 kg ny vokatra tonga nandritra ny fanangonana ny (...) -
JJB- Mada Nach No Gi : Klioba mendrika ny Checkmat
2 avril, par AdnewsTontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Jiu-jitsu Breziliana, “Nach No Gi”. Klioba mendrika indrindra ny Checkmat, nahazo medaly volamena 15, volafotsy 8 ary alimo 8. Ankoatra ny klioba mendrika, nisy koa (...) -
SOMBIM-BAOVAO
2 avril, par AdnewsNotanterahina teny amin ‘ny kianja Makis Andohatapenaka, ny zoma lasa teo, ny fitsapana an-tsoratra sy ara-batana ho an’ireo mpitsara miisa 35 mianadahy. Natao Hanatsarana ny kalitao eo amin’ny lafin’ny fitsarana mandritra ny fifaninanana « XXL Top 12 » izany. Tsiahivina fa ny fifanintsanana (...)