Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Ankoay 3×3 : vonona ny haka ny tapakilan’ny JO
9 avril, par AdnewsEkipa malagasy anisan’ny andrandraina handray anjara amin’ny lalao olympika hatao any Paris, ny Ankoay 3×3, taranja basikety. Mbola hiatrika fifaninanana hahazoana ny tapakila amin’izany anefa izy ireo. Manoloana izany, manoman-tena mafy ireo mpilalao. Nanomboka ny herinandro lasa teo, (...) -
Tsipy kanetibe – « Coupe de Madagascar » : nanao pao-droa ny UBM Ambohitrimanjaka
9 avril, par AdnewsNy ekipan’Ambohitrimanjaka, Union des boulistes Manjaka (UBM) no nandrombaka ny amboaran’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, lahy sy vavy, izay natao tany Antsirabe, ny 5 – 7 avrily lasa teo. Solontenan’ny ekipa nasionaly malagasy any Maroc ny UBM. Nifarana teny amin’ny Avenue de la Gare (...) -
IRMAR AMBOHIDRATRIMO : Kandidà ao Ambohidratrimo Rakotoarisoa Johnny
9 avril, par AdnewsNametraka ny taratasy filatsahan-kofidina tetsy amin’ ny Ovec Ambohidratrimo,, omaly ny solombavambahoaka Rakotoarisoa Johnny. Milatsaka amin’ny anaran’ny Plateforme Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina ny tenany. 5 taona no vita, nahafahana nijery sy niara-niasa tamin’ny (...) -
Tsena : midina ny vidin’entana ilaina andavanandro
8 avril, par AdnewsTafidina hatrany amin’ny 2 500Ar ny kilaon’ny vary gasy amin’izao fotoana izao, raha 2 400Ar kosa ny semence sy ny varin’ Ambatolampy. Antony mahatonga izany ny fidirantsika anatin’ny vanim-potoan’ny fararano. Miaka-bokatra ny eto an-toerana ka hiantraika amin’ny vidin’ny vary nafarana ihany (...) -
VAOVAO TAMBATRA
8 avril, par AdnewsMitentina 6 305 miliara Ar ireo kaonty amina banky miisa 521 nogiazan’ny Agence de recouvrement des avoirs illicites (ARAI), miaraka amina fiara 93, sambo iray, trano sy tany ary fanaka 16, nandritra ny taona 2023. Nisy tamin’ireo fananana no efa natao varotra miaka-bidy ka nahazoana 399 (...)