Accueil > Afrique > Madagascar > Newsmada
Articles
-
Beach Soccer : resin’i Menabe ry zareo Atsimo Atsinanana
18 mai, par AdnewsNotanterahina omaly, tany Antalaha, ny andro fahatelon’ ny fifaninanana Beach Soccer, “Festival Mazavaloha”. Misongadina tanteraka ny ekipan’i Menabe. Nomontsanin’ izy ireo tamin’ny isa mavesatra 10 no ho 1 ry zareo Atsimo Atsinanana. Araka izany, ity no fandresena fahatelo azon’i Menabe (...) -
Baolina kitra – « Mondial 2026 » ; mpilalao telo vaovao handrafitra ny Barea de Madagascar
18 mai, par AdnewsVonona ny Barea de Madagascar hiatrika ny Coelacantes Comores, eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ ny «Mondial 2026». 25 ireo nantsoin’ny mpanazatra hiatrika izany atsy Afrika Atsimo, ka ny telo vaovao. Namoaka ny anaran’ny Barea, hiatrika an’i Comores amin’ny fifanintsanana ho (...) -
Asa soratra sy hosodoko : nizara ny fahaiza-manaony Ralantoaritsimba Nirina
18 mai, par AdnewsTontosa omaly, teny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny hetsika niarahana tamin-dRalantoaritsimba Nirina, Malagasy manana ila frantsay, mpanoratra sady mpanao hosodoko. Atrikasa mahakasika ny hosodoko sy ny fanoratana no nandravahana izany. Nandritra ny hetsika (...) -
Sivy andro aty aoriana : tratra ireo jiolahy mpamono olona
18 mai, par AdnewsVoasambotry ny zandary, omaly, ireo jiolahy roa tompon’ antoka tamina vonoan’olona feno habibiana tao amin’ny distrikan’i Maevatanana. Raha ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny zandary, lehilahy iray notifirin’ny jiolahy ka nalevin’izy ireo antsokosoko. Sivy andro taorian’ny famonoana anefa (...) -
Hafatra Pantekoty avy amin’ny FFKM : “Aoka tsy hampanantena poakaty sy hividy safidy”
18 mai, par AdnewsHentitra koa ny fanambaran’ny eo anivon’ny FFKM tamin’ny hafatra Pantekoty navoakan’izy ireo, omaly. Anisan’izany ny momba ny fifidianana depiote sy ny olana sosialy amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny hafatra fa tokony halavirina ny korontana sy ny tabataba amin’izao fifidianana izao. “Aoka (...)