VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada] - 8/05/2024

Vao mainka niakatra ho 7 000 Ar ny kilaon’ny tongolobe eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy. Nambaran’ny mpivarotra fa avy any amin’ny vidiny apetraky ny mpamongady azy ireo no mahatonga izany. Nilaza indray anefa ireto farany fa ny saram-pitaterana apetrak’ireo tompona fiarabe mpitatitra mihitsy (...)


  e-mail