Basikety – “Acnoa”: hiakatra kianja anio ny Ankoay

[Newsmada] - 8/05/2024

Tonga ity ny fotoana ho an’ireo Malagasy mpilalao zandriny, Ankoay U18, lahy sy vavy. Hiakatra kianja anio, ao amin’ny Kianja mi­tafon’i Victoria Seychel­les, izy ireo, mandritra ny andro voalohan’ ny taranja basikety, amin’ny lalaon’ny “Asso­ciation Afri­caine des comités olympi­ques (...)


  e-mail