Antenimierampirenena : haka fanapahan-kevitra momba ny propangady

[Newsmada] - 7/05/2024

“Raha ny antontanisa tso­tsotra, ny ankamaroanay so­lombavambahoaka dia samy mirotsa-kofidina avokoa. Saika ohatra an’izay koa ny ankamaroan’ny mpikambana ao amin’ny birao maharitra, ireo solombavambahoaka tsotra, ireo filoham-baomiera…”. Io ny nambaran’ny filoha mpisolo toerana vonjimaika eny (...)


  e-mail