Echec – “Bundesliga 2024-2025”: hiady ny tompondakan’i Allemagne i Fy Antenaina

[Newsmada] - 7/05/2024

Mitety ireo firenena misy fifaninanana goavana amin’ny lalaon-tsaina Echec, Rakotomaharo Fy Antenaina, amin’izao fotoana. Ankehitriny, tafiditra hiady ny ho tompondakan’i Allemagne “ Bundesliga”, amin’ny isan-tarika izy sy ny ekipany. Tsy mitsahatra ny mitondra avo ny voninahi- pirenena eo (...)


  e-mail