SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada] - 7/05/2024

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Mahamasina, ny mpikambana mandrafitra ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD). Notendren’ny filohan’ny FMTKD, Rakotomanana Franck, ho tale teknika nasionalin’ny federasiona i Pharlin Dimbiniaina. Araka ny (...)


  e-mail