«Rallye Castien Terre d’Occitanie»: voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre

[Newsmada] - 7/05/2024

Notanterahina tany Fran­tsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny rallye Terre. Nison­gadina i Mika sy i Bouget Bastien, nitondra ny fiara Renault Clio V. Norombahin’ izy mirahalahy ny (...)


  e-mail